|
|
|
|

Teny iditra1  mamily
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mampandeha amin' ny lalankafa tsy amin' ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta
Mampibirioka, mampiviona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin' ny lalan' ny fahaverezana
Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#758, 1.7] to turn aside
5  [1.2#758] to cause to deviate from a straight course
6  [1.7] to cause to deviate; to steer
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#833, 1.8, 1.5#331] détourner, faire dévier
8  [1.3#833] rejeter, égarer
9  [1.8] diriger ou conduire
10  [1.5#331] conduire une voiture
Ohatra  11  [2.996#28.27.1] ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony.
12  [2.529#68] hoy Ihary namily ny resaka mba tsy hitohizan' ny hadrohadro
13  [2.5#16] hoy ilay tovolahy namily ny lakany hanatona ny nosy
14  [1.123#] Raha misy manakely ny làlana, na mamily azy, dia sazina omby dimy.
Fototeny  15  vily
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11