|
|
|
|

Teny iditra 1  maminany
Fototeny  2 vinany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema
9 Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to guess; to predict [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 deviner; prédire [1.3, 1.8]
12 conjecturer, prophétiser [1.3]
Ohatra  13  Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany [2.296#]

Fivaditsoratra  maminany, 14 manimìna, manimina, 15 naminamy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19