|
|
|
|

Teny iditra 1  mamirapiratra
Fototeny  2 firapiratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to gleam, shine [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 briller [1.3#173]
9 luire, étinceler [1.3#173, 1.8#42]
Ohatra  10  Ao tompoko misy zava-tsoa, mamirapiratra. [2.606#]
11  Kintana mena mamirapiratra no manaraka io; [1.353#]
12  Mitafy ny mamirapiratra, misalotra ny fanamiany. [2.928#]
Tovy hevitra  13 mamiratra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22