Teny iditra (1/2) | 1 mamiratra |
Fototeny | 2 firatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 To shine, to give light. [1.2] |
Ohatra |
6 Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava. [1.437#] 7 Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana. [1.353#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mamirapiratra |
Teny iditra (2/2) | 12 mamiratra |
Fototeny | 13 firatra |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 to be luminous. [1.2] |
Fivaditsoratra | 17 mamaritra, mamiratra, miramatra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06 |