|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamiravira
Fototeny  2 viravira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao
9 Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy
10 Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to tear, to rend [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer [1.8]
Ohatra  13  Izany indrindra ry malalako no tena mampahory ahy Mahatonga ady anaty, mamiravira ny fanahy. [2.928#]

Teny iditra (2/2) 14  mamiravirà
Fototeny  15 viravira
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamiravira [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 mamarivary, mamiravirà, mamiravira

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18