|
|
|
|

Teny iditra 1  mamivitra
Fototeny  2 vivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandray amin' ny sisiny na amin' ny ilany kely foana
9 Misintontsintona, mandrirodrirotra
10 Mitsongo (teny) ka mandrirotra izany mba hiadiana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19