|
|
|
|

Teny iditra1  vivitra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Enti-milaza molojavatra, sisiny
9  Fandraisana zavatra amin' ny sisiny na amin' ny silany kely
10  Fitsongoana teny kely eo amin' ny resaka ifanaovana na eo am-pifamaliana ka roritina hiadiana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21