|
|
|
|

Teny iditra 1  mamoafady
Singan-teny  2 mamoa, 3 fady
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  9 enti-milaza zavatra mahamenatra loatra
10 Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 [mamoa fady] to transgress taboo, to disgrace oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) [1.3#840]
13 [mamoa fady] violer les tabous, se déshonorer [1.8]
Ohatra  14  Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady. [2.445#]
15  Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [2.472#129]
16  misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao [2.313#]
Tovy hevitra  17 mahavoafady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22