|
|
|
|

Teny iditra 1  mahavoafady
Singan-teny  2 mahavoa, 3 fady
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to cause disgrace by overstepping taboo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qui peut déshonorer, faire rougir, comme un acte mauvais: Mahavoafady anao ny ratsy nataonao (Le mal que vous avez fait vous déshonore) [1.3#840]
10 se déshonorer en violant un tabou [1.8]
Ohatra  11  Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady [2.996]
12  fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritreritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69#161]
Tovy hevitra  13 mamoafady
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22