|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamody
Fototeny  2 vody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy vodiny: Mbola tsy mamody ireto mangahazo ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to return the thing bought. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 produire des bulbes, des tubercules [1.3]
Ohatra  11  ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381#]
12  Inona ary izany : Ririnina tsy mamody, fahavaratra tsy mandravina? [2.69#]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  mamody
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 [Antambahoaka] manakatona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21