Teny iditra (1/2) | 1 vody |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan' ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika Ny faritra ambany amin' ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano Ny farany ambany amin' ny lavaka, na ny fara laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka ~ Vody laharana Ny fakan' ny zavamaniry fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the rump, the posterior (vulgar when used about humans) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] le derrière, le postérieur, la croupe 6 [1.196] (sens général : derrière, base, fondement). Pour les arbres : la souche, le pied, la base du tronc. On dit par exemple : ambodi-akondro (au pied des bananiers) ~ ambodi-bonara (au pied du « Bois noir » ou Albizia lebbeck). Ce sont des noms donnés à de très nombreux villages. En composition : vodi-tronga : souche des arbres coupés ; chicot. Pour les plantes herbacée : la souche surtout si elle est renflée, le tubercule épigée ou hypogée, le bulbe, les racines tuberculeuses, etc. Exemples : Makadiry ny vodin' ity mangahazo ity (les tubercules de ce manioc sont énormes) ~ Mampandatsa-dranomaso ny vodi-tongolo (le bulbe de l'oignon fait verser des larmes). En composition : vodi-bary : éteule ; bas de chaumes restant debout après la moisson. |
Ohatra |
7 Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana. [2.470#30] 8 Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [2.472#39] |
Voambolana |
9 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 80 Ohabolana misy io teny vody io |
Teny iditra (2/2) | 81 vody |
Sokajin-teny | 82 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
83 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
arbre, plante |
Fivaditsoratra | 84 dovy, vody |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |