| Teny iditra | 1 mamofoka |
| Fototeny | 2 fofoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Bara] mikapoka
[1.78] 9 Mamely, mikapoka, manisy 10 Mamely, mamindra fofoka: Mikisaha sao mamofoka eo Ingahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to strike, to beat, to attack, as a disease.
[1.2] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamofoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|