|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  fofoka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  4 coup, atteinte, chute [1.3#178]

Teny iditra (2/3) 5  fofoka
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Dona, fahavoazana, fahatrarana
22 Sery be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 the grippe, the Asian flu [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 grippe [1.3#178, 1.8, 1.54]
25 [Merina] le nom qu'on donne à la grippe ; aux maladies qui abattent beaucoup un malade [1.196]
Voambolana  26  Fahasalamana

Teny iditra (3/3) 27  fofoka
Sokajin-teny  28  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  30 On appelle fofoka les herbes battues mais non encore tressées. Celles qui ne s'aplatissent pas bien et ne sont pas assez souples sont dîtes ratsy fofoka. Quant à celles qui reprennent leur forme primitive après le battage, on les appelle botala. Elles sont impropres à faire des nattes. [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe fofoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19