|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamofona
Fototeny  2 fofona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando
9 Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to smell bad [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 sentir mauvais [1.8]
Ohatra  12  ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona [2.436#]
13  mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285#]

Teny iditra (2/2) 14  mamofona
Fototeny  15 fofona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamofona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 fanomamo, mamofòna, mamofona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24