Teny iditra | 1 mamofy |
Fototeny | 2 vofy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manala ny hoditra: Mamofy ovy 5 Manazava: Mamofy ny soratra masina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to peel [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 éplucher [1.8] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mivofy |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |