|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivofy
Fototeny  2  vofy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manala ny hoditra: Mivofy ovy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to peel fruit or vegetables [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  éplucher [1.3#846, 1.8, 1.196]
7  enlever la peau, l'écorce [1.3#846, 1.196]
8  enlever l'enveloppe [1.3#846]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Tovy hevitra  12  mamofy

Teny iditra (2/2)13  mivofy
Fototeny  14  vofy
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16  Manazava: Mivofy ny soratra masina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  to explain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18  expliquer [1.3#846, 1.8]
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31