|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamoka
Fototeny  2 poka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandona: Namoka ny vatolampy ny lakana ka vaky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 choquer, heurter, frapper [1.3]
Tovy hevitra  10 manapoka

Teny iditra (2/2) 11  mamoka
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Malemy tanteraka, drodroka, lo [1.1]

Fivaditsoratra  14 komama, mamoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22