|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mamoha
Fototeny  2 foha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaitra, manohina mba hahatsiaro: Ny akoholahy no mamoha ahy isa-maraina
9 Mampahatsiaro: Aza mamoha ny lasa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire lever, réveiller, ressusciter une affaire, remettre sur le tapis, évoquer: Aza mbola mamoha ny zaza kely (Ne réveillez pas encore l'enfant) ~ Aza mamoha izany raharaha izany (Ne remettez pas cette affaire sur le tapis) [1.3]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mamoha

Teny iditra (2/4) 12  mamoha
Fototeny  13 voha
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  19 Manokatra: Mamoha vavahady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 to open [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 ouvrir [1.3, 1.8]

Teny iditra (3/4) 22  mamohà
Fototeny  23 voha
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoha [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (4/4) 25  mamoha
Fototeny  26 poka
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoka [Fitanisana]
Tovy hevitra  28 manapoha

Fivaditsoratra  29 hamamo, 30 Homama, 31 mamaho, mamohà, mamoha

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19