|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamolaka
Fototeny  2 folaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manapaka fa tsy tangarana
9 Manazatra ny biby ho mora entina: Mamolaka omby
10 Mamoritra, mampilefitra: Mamola-damba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to break but not clear off; to break to harness or for work, as a horse; to bring into subjection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 rompre mais pas couper net; dompter [1.8]
Ohatra  13  Be torimaso loatra mantsy izy, ka hita fa mamolaka ny tenany fatratra vao mahafoha-tena. [2.332#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe mamolaka

Teny iditra (2/2) 15  mamolaka
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 [Sakalava] mioty katsaka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19