Teny iditra mamolavola (volavola)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao ho boribory ohatra ny volavola:Namolavola vary masaka / Litamba ho haniny rehefa ovy nianatra izy
Mikarakara, manolokolo: Izy ihany no namoiavola anay tamin' ny fahatanoranay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make into a ball; to work clay; to work over ideas [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mettre en boule; travailler et façonner l'argile; préparer les idées [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamolavola
Ny lasa : namolavola
Ny hoavy : hamolavola
Filaza mandidy : mamolavolà

Teny iditra mamolavolà (volavola)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamolavola [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20