|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamonjy
Fototeny  2 vonjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia
9 Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa
10 Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita
11 Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka
12 Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to help, to save ; to reach an event, to arrive on time [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [1.8]
Ohatra  15  Mafy izany mamonjy aina izany. [2.4#]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mamonjy
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 18  mamonjy
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes. [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23 maminjo, mamonjy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21