|
|
|
|

Teny iditra1  mamonkin-totohondry
Singan-teny  2  mamonkina, totohondry
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  aforitra ao anaty felatanana ny rantsantanana toa filazana fa vonona hiady [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny mamonkin-totohondry io

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25