|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamony
Fototeny  2 vony
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to blossom [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 fleurir [1.8, 1.196]
10 [Merina+Sakalava+Tankarana+Betsimisaraka] (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [1.196]
Ohatra  11  Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#]
12  ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357#]
Voambolana  13  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamony

Teny iditra (2/2) 15  mamony
Fototeny  16 voñy
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 [mamoñy] [Antambahoaka] manafina [1.78]
19 [Bezanozano] manafina [1.78]
20 [Tanala] mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19