Teny iditra mamora (fora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandidy foitra: Mamora zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To circumcise [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Circoncire [1.8]
Ohatra 
1Izao no fanao : isam-pito taona no mamora. [1.437]
2Asa na mamora ny zanany ireo Mikea niorim-ponenana ivelan'ny ala ireo na tsia. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamora
Ny lasa : namora
Ny hoavy : hamora
Filaza mandidy : mamo

Teny iditra mamorà (fora)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamora [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05