|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamoraka
Fototeny  2 voraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamaha: Mamoraka tady
9 Mamoaka avy ao anaty zavatra: Mamoraka ny tao am-bata
10 Mampiseho izay ao anaty: Mamoraka ny ao am-po [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  mamoraka
Fototeny  12 voraka
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Sihanaka] mandainga [1.78]

Fivaditsoratra  15 maka mora, 16 mamokara, mamoraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19