|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamorona
Fototeny  2 forona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao
9 Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy
10 Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana
11 Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to form, to create, to fashion, to produce, to arrange. [1.2]
13 to create; to invent; to found [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 créer; inventer; fonder [1.8]
Ohatra  15  Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5#]
16  Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay; [2.445#]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mamorona

Teny iditra (2/2) 18  mamoròna
Fototeny  19 forona
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamorona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mamoròna, mamorona, 21 manomora

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/22