|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mamory
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 (mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka [1.1]
Tovy hevitra  8 mamorivory
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamory

Teny iditra (2/3) 10  mamory
Fototeny  11 vory
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana
18 Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena
19 Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 to gather, to collect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 réunir, rassembler [1.8]
Ohatra  22  Ka ianao ihany no mamory. [2.588#]
23  ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao. [2.69#]
24  Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany. [2.59#]

Teny iditra (3/3) 25  mamory
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27 [Tanala] mamarana amin-java-maranitra ho dombo [1.78]

Fivaditsoratra  mamory, 28 miroma, 29 morima

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22