|
|
|
|

Teny iditra 1  mamosaka
Fototeny  2 posaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy
9 Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8]
Ohatra  12  Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra. [2.298#]
Tovy hevitra  13 manaposaka
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamosaka
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 mamasoka, mamosaka, 17 somamàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22