|
|
|
|

Teny iditra 1  manaposaka
Fototeny  2 posaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiseho: Tsy nety nanaposaka izay nosoratany izy
9 Manambara: Tsy nety nanaposaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
Tovy hevitra  10 mamosaka

Fivaditsoratra  manaposaka, 11 mpanasaoka, 12 mpanasoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22