|
|
|
|

Teny iditra 1  mamotika
Fototeny  2 potika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bezanozano] manilatsilatra, mamaky, manimba [1.78]
9 Manamontsamontsana, manorotoro, manotohoto [1.1]
10 manorotoro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11 broyer et concasser [1.13]
Tsipelina hafa  12 manapotika

Fivaditsoratra  13 mamatoky, mamotika, 14 mimotaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22