Teny iditra manapotika (potika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manamontsamontsana, manorotoro, manotohoto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapotika
Ny lasa : nanapotika
Ny hoavy : hanapotika
Filaza mandidy : manapoteha
Tovy hevitra mamotika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20