|
|
|
|

Teny iditra 1  mamototra
Fototeny  2 fototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandray na maka eo akaikin' ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka
9 Mandinika tsara, manadihady, mamakafaka: Efa namototra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to take root; to investigate thoroughly; to grasp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 saisir près de la racine, près de la base, examiner à fond, jusqu'au principe [1.3#190]
Ohatra  12  Tsy izany no hevitro, fa tsy hahita na inona na inona raha izy no mamototra. [2.324#]
13  Raha manontany ianao ka mamototra, dia izao no azoko lazaina aminao: marina fa mitana sampy aho; [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19