Teny iditra (1/2) | 1 mamotsotra |
Fototeny | 2 votsotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamaha, manaboraka: Iza no namotsotra ity kofehy itỳ? 5 Mitery (ombivavy): Lasa namotsotra omby any an-tsaha izy 6 Manafaka gadra na mpanompo: Iza no mpanjakavavy namotsotra ny mpanompo raha mba fantatrao? 7 Manala (ny fahotana): Nahazo lalana tamin' ny Tompo hamotsotra ny fahotana izy 8 Miala, mamadika: Mahagaga fa namotsotra indray ny iray tamin' ireo nilatsaka hofidina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 to set free [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 faire glisser entre les mains, ingurgiter, traire, nettoyer, enlever les feuilles en faisant glisser entre les doigts, les mains 11 (figuré) affranchir un esclave, absoudre les péchés [1.3] 12 libérer, lâcher [1.8] 13 effeuiller, comme on le fait pour les rameaux du mûrier [1.196] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 18 mamotsotra |
Fototeny | 19 votsotra |
Sokajin-teny | 20 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
21 afa-jaza [Tambahoaka]
[1.78] 22 maty anaka [Bezanozano] [1.78] 23 afa-jaza, tsy mahavanon'anaka [Tanala] [1.78] 24 Enti-milaza biby miteraka ka tsy mahazo ny zanany: Namotsotra indray Ikalamavo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
25 qui avorte, se dit des animaux [1.3] |
Ohatra |
26 Ny ombivaviny miteraka ka tsy mamotsotra. [2.996#22.021.010] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |