Teny iditra |
votsotra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Escaped, freed [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | échappé, libéré [1.8]
|
Ohatra | iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony.
[2.508]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
votsotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Zaza teraka dia maty [1.78]
|
|
Teny iditra |
votsotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d'effeuiller une branche à la main [1.196]
|
Ohatra | Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny.
[2.643]
|
Voambolana |
|