Teny iditra | 1 mamoy aina |
Singan-teny | 2 mamoy, aina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manao sorona ny ainy, mitolo-tena ho faty |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be in despair. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] faire le sacrifice de sa vie, s'exposer à la mort, perdre en enfant |
Fivaditsoratra | 7 imamoanay, mamoy aina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |