|
|
|
|

Teny iditra1  mampahafaingana
Fototeny  2  faingana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#139] qui rend hâtif ou prompt, qui peut rendre prompt
Ohatra  5  sady manantena no mampahafaingana ny hihavian' ny andron' Andriamanitra [2.996#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2022/12/13