| Teny iditra (1/2) | 1 faingana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra na tambinteny |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 quick
[1.2#149, 1.7] 21 speedy. See haingana 22 quickly, promptly 23 in haste. See haingana [1.2#149] 24 prompt [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 prompt, qui passe vite
[1.3#139, 1.8] 26 vite, qui va vite 27 avec promptitude, promptement [1.3#139] |
| Ohatra |
28 Nalaina faingana ilay jiro tany an-dakozia.
[2.332#]
29 Johns nidina faingana ho entiny any an-dafy. [2.649#] |
| Tovy hevitra | 30 haingana |
| Fikambanana | 31 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe faingana |
| Teny iditra (2/2) | 32 faingàna |
| Sokajin-teny | 33 filaza mandidin' ny mpamaritra faingana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 vite, dépêche-toi
[1.3#139] |
| Fivaditsoratra | 36 afingana, faingàna, faingana, 37 fanainga, 38 fangaina, 39 fiangana, 40 figanana, 41 ifangana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|