|
|
|
|

Teny iditra 1  mampahatsiahy
Fototeny  2 tsiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  isaky ny mampahatsiahy izay voasorany izy dia nampiasa ny teny hoe: [2.59#6]
8  mampahatsiahy haizina, fahafatesana ilay hira, ary ny vokany amin' izay mbola tsy nandre dia tahotra. [2.472#83]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26