|
|
|
|

Teny iditra 1  mampahay
Fototeny  2 hay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to make to be clever, competent, or able to do anything. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 rendre savant, capable, habile [1.3#205]
Ohatra  9  Fa mampiloa-bava ny moana ny fahendrena, ary mampahay mandahatra ny lelan' ny zaza. [2.996]
10  Ny fianarana ihany no mampahay, ary adala izay olona tsy manao izay tratry ny ainy mba ho tonga mahay. [2.332#8]
Tovy hevitra  11 mankahay

Fivaditsoratra  mampahay, 12 mampahia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22