Teny iditra | 1 mampahita |
Fototeny | 2 hita |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#251] |
Ohatra |
6 Fa ny fiantrana manafaka amin' ny fahafatesana, ary izy no manala ny fahotana, ary mampahita ny famindram-po sy ny fiainana mandrakizay. [2.996#] |
Fivaditsoratra | 7 mampahita, mampitaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |