|
|
|
|

Teny iditra 1  mampahory
Fototeny  2 ory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to distress, to afflict, to make miserable. [1.2]
8 to afflict, to make miserable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 affliger, rendre misérable; faire souffrir [1.8]
Ohatra  10  tsy misy mampahory azy eto! [2.4#]
11  Tonga hilalao aina ka izay no mampahory. [2.928#]
Voambolana  12  Ontam-po
Tovy hevitra  13 mahory
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mampahory, 15 mampiharo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22