|
|
|
|

Teny iditra 1  mampamiratra
Fototeny  2 firatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Na eo aza ny aloka nandindona ny fanahin'ny Malagasy hatramin'ny «teniko fe lehibe » nosantarin'Ilaidama, eo koa ny hazavana nampamiratra ny anivon'ny riaka. [2.298#59]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19