|
|
|
|

Teny iditra1  mampanadino
Fototeny  2  hadino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#202]
Ohatra  5  Tapak' andro ijaliana ihany, dia mampanadino ny hasambarana lasa, ary amin' ny fiafaran' ny olona, dia haharihariny ny asany. [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11