Teny iditra mampanahy (fanahy (ahy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy haharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. [2.4]
2Tsy mampanahy anay anefa izany, matoky ny tetik' ady sy ny fahaizan-dRamora izahay. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampanahy, mampanahin', mampanahin-, mampanahim-
Ny lasa : nampanahy, nampanahin', nampanahin-, nampanahim-
Ny hoavy : hampanahy, hampanahin', hampanahin-, hampanahim-
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31