|
|
|
|

Teny iditra 1  mampandeha
Fototeny  2 leha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 faire fonctionner [1.13]
Ohatra  8  ary dia mampandeha ny olona hanao ny marina, mba tsy haha diso azy; [2.59#]
9  Ny fiarakodia hamonjen-danonana sy ny solitany mampandeha azy : avy any ivelany. [2.503#]
10  Nolazain' Andrianaly fa ny menaka no mahalefaka ny tangena sy malaky mampandeha ny hoditr' akoho. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19