|
|
|
|

Teny iditra 1  mampando
Fototeny  2 ando
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  8 humecter, mouiller, tremper, arroser d'un peu d'eau [1.3]
Ohatra  9  Ny ando dia nalain'ny mpaminany matetika ho fanoharana noho ny heriny hiditra sy hampando tany mangingina [1.38#45]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mampando, 11 mandampo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21