| Teny iditra (1/2) | 1 ando |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 the dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.]
[1.2] 18 dew [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 rosée
[1.3, 1.8, 1.13] 20 l'humidité [1.3] |
| Ohatra |
21 Savasava ranon' ando ihany anefa ity.
[2.298#7]
22 Varobarotra madinika no nataony : namaky ando maraina, namonjy tsena; [2.285#170] 23 Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza; [1.38#195] |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe ando |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 26 Randzavola: ando ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 27 Ando |
| Singan-teny | 28 ando |
| Sokajin-teny | 29 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
30 Andriamanantena Georges |
| Mpanonta printy |
31 1977. |
| Lahatsoratra | 32 |
| Fivaditsoratra | Ando, ando, 33 dona, 34 ndao, 35 Noda, 36 onda |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|