|
|
|
|

Teny iditra 1  mampandro
Fototeny  2 andro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to bathe someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 baigner quelqu'un [1.8]
Ohatra  9  Ary ny mampandro Andriana dia mankany avokoa ny manamboninahitra ka manao izay fombafomban-drazana betsaka ao, dia homana ny hena mialin-taona [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19