|
|
|
|

Teny iditra 1  mampandroso
Fototeny  2 roso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  8 faire fructifier, faire progresser [1.13]
Ohatra  9  Fanabeazana mampandroso ny sivilizasionina malagasy (Fety Miehel. [2.285#]
10  ary tsy mahasoa ny ankizy ny mifindrafindra fianaràna mandra-kariva, fa tsy mampandroso ny fahaizany izany. [1.123#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19