Teny iditra | 1 mampandroso |
Fototeny | 2 roso |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 faire fructifier, faire progresser [1.13] |
Ohatra |
5 Fanabeazana mampandroso ny sivilizasionina malagasy (Fety Miehel. [2.285#] 6 ary tsy mahasoa ny ankizy ny mifindrafindra fianaràna mandra-kariva, fa tsy mampandroso ny fahaizany izany. [1.123#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 andromposam, mampandroso |
Nohavaozina tamin' ny 2024/05/27 |